Teny iditra | fohy maso | |
Singan-teny | fohy ; maso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny masony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.38] | |
Fanazavàna teny anglisy | Near-sighted [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Myope [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | fohy fijery | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |